Jump to content

Wq/mg/Fandraisana

From Wikimedia Incubator
< Wq | mg
Wq > mg > Fandraisana

Ity pejy ity dia anisan'ny tetikasa Wikiquote amin'ny teny malagasy ato amin'ny Wikimedia Incubator.

Wikiquote dia rakibolana manangona teny sy fitenenana manan-kasina, fohy na lava, avy amin’ny olona malaza, boky, sarimihetsika, sns.

Tanjonay ny hanangona sy hizara tsongan-teny manandanja amin’ny teny malagasy, manana fototra azo itokisana sy manandanja, ka ho lasa toerana itadiavan'ny rehetra fahendrena, fahalalàna ary aingam-panahy amin’ny tenim-pirenena malagasy.

Tsidiho ny vavahadim-pejy: Wq/mg/Fandraisana

Marihina fa mbola eo an-dalam-pivoarana ity tetikasa ity, ao amin’ny incubator, ary mbola mitaky fanohanana sy fandraisana anjara avy amin’ny fianakaviambe.

Tongasoa eto amin'ny Wikiquote amin'ny teny Malagasy!

[edit | edit source]

Wikiquote dia tetikasa iray an'ny Wikimedia anangonana sy mampidirana fombam-pitenenana malaza sy manandanja avy amin'ny olona malaza, avy amin'ny boky, avy amin'ny sarimihetsika, ary loharano isankarazany.

Endriny amin'ny teny malagasy izy ity ary mbola eo am-pikotrehana azy ato amin'ny Wikimedia Incubator isika.

Tanjona

[edit | edit source]
  • Hanangona sy hizara teny manan-danja avy amin'ny olona malaza erantany sy eto an-toerana.
  • Hanome sehatra ireo fomba fitenenana
  • Hanampy amin'ny fanapariahana fahalalana amin'ny teny malagasy.

Ahoana no hanombohana

[edit | edit source]
  • Michelle Obama – Santionana amin'ny pejy manokana.
  • Sheroes – Lisi-behivavy malaza sy ny tsongan-teniny.
  • sy izay ho avy

Mandraisa anjara!

[edit | edit source]

Raisina an-tanana ny fanampianao! Raha mahay manitsy, mandika teny, manangona loharano, na mankafy fomba fitenenana manan-danja ianao dia afaka mandray anjar. Tsidiho ny:


Ity pejy ity dia ao amin'ny Incubator. Raha ampy ny isan'ny pejy sy ny isan'ny mpampiasa na mpisera, dia afa-manangana Wikiquote amin'ny teny Malagasy manokana!